Malala (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malala tononkira.serasera.org a Izaho tia anao
Izaho tsy handao na inon-kidona e
na inon-kihantra
izaho tsy hirona fa mbola hitraka
malala a mbola hijoro tsy mba hikoro
satria ny fitiavako anao re rahavako
mora sy marina miakatra miarina
2x
Miakatra miarina ambony sy avo ka faly sy ravo
ny foko malala izaho tsy hiala fa hiaraka foana e
miakatra miarina ambony sy avo ka faly sy ravo
izaho tsy hiala ny foko mahalala fa hiaraka foana e
Malala a Izaho tia anao
Izaho tsy handao na inon-kidona
na gpveku inon-kihatra izaho tsy hirona fa mbola hitraka
malala a mbola hijoro tsy mba hikoro
satria ny fitiavako anao re rahavako
mora sy marina miakatra miarina
2x
miakatra miarina ambony sy avo ka faly sy ravo
ny foko mahalala izaho tsy hiala fa hiaraka foana e
miakatra mAiarina vktnhe ambony kgjadt sy avo ka faly sy ravo
ny foko mahalala izaho tsy hiala fa hiaraka foana e
Mandrapihaona e 2x

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RamanantoaninaVangy : 4547
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Angie
Daty : 08/05/2012 14:07