Malala (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malala a Izaho iymsl tia anao
Izaho tsy handao na inon-kidona e
na inon-kihantra
izaho tsy hirona fa mbola hitraka
malala a mbola hijoro tsy mba wxyq hikoro
satria ny fitiavako anao re rahavako
mora sy marina miakatra miarina
2x
Miakatra miarina ambony sy avo ka faly sy ravo
ny foko malala izaho tsy hiala fa hiaraka foana e
miakatra miarina ambony sy avo ka faly sy ravo
izaho tsy hiala ny foko mahalala fa hiaraka foana e
tononkira.serasera.org
Malala a Izaho tia anao
Izaho tsy handao na inon-kidona
na inon-kihatra izaho tsy hirona fa mbola hitraka
malala a mbola hijoro tsy mba hikoro
satria ny yqcf fitiavako anao re rahavako

ny foko mahalala izaho tsy hiala fa hiaraka foana e
miakatra mAiarina ambony sy avo ka faly sy ravo

Mandrapihaona e 2x

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RamanantoaninaHits : 4632
Likes : 0 Like
Created by : Angie
Date : 08/05/2012 14:07