Malala (Rija Ramanantoanina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malala a Izaho tia anao
Izaho tsy handao wxmwlud na inon-kidona e
na inon-kihantra
izaho tsy hirona fa mbola hitraka
malala tononkira.serasera.org a mbola hijoro tsy mba hikoro
satria ny fitiavako anao re rahavako
mora  sy marina miakatra miarina
2x
Miakatra miarina ambony sy avo ka faly sy ravo
ny foko malala izaho tsy hiala fa hiaraka foana e
miakatra miarina ambony sy avo ka faly sy ravo
izaho tsy hiala ny foko mahalala fa hiaraka foana e

Malala a Izaho otzcwouj tia anao
Izaho tsy handao na inon-kidona
na inon-kihatra izaho tsy hirona fa mbola hitraka
malala a mbola hijoro tsy mba hikoro
satria ny fitiavako anao re rahavako
mora  sy marina miakatra miarina
2x
miakatra miarina ambony sy avo ka faly sy ravo
ny foko mahalala izaho tsy hiala fa hiaraka foana e
miakatra mAiarina ambony sy avo ka faly sy ravo
ny foko mahalala izaho tsy hiala pndsce fa hiaraka foana e

Mandrapihaona e  2x

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rija Ramanantoanina
Visites : 4631
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Angie
Date : 08/05/2012 14:07
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.245