Varimbariana (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Varimbariana ianao, sondriana, am-piandrasana azy eo,
Mihira mangina irery, sahirana, mitady ny very.
Ny eritreritrao, midongy te-handeha,
Ny fidoboky ny fonao misaringotra anazy e, misaringotra anazy e!
Ny fony anefa tsy azony omena, anao, am-piandrasana azy eo
Ianao anefa manantena, fa hilalao, eo akaikikaikiny eo
Ho reraka tfxu eo ianao fa meteza hotsaboiko,
Ny Fanahinao tsy ho tononkira.serasera.org avelako hanjoko, tsy ho avelako zbds ho onxofeqn feno toloko;
Aiza ao aminao no marary hotsaboiko,
Aiza ao aminao fa tsy avelako ho feno toloko,
Dia tsy ho avelako ho feno toloko,
Fa tsy ho avelako ho feno toloko,
Dia tsy ho avelako ho feno toloko
Tsy azo ariana; fa na rahoviana;
Izay mitia mbola ho tiana,
Izay mitia mbola ho tiana,
Mahita ny miafina any @ Mandrakizay
Tian-Dray e
Seeeeeeee................
Olombelo Ricky “Odiaina” 2006

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Olombelo RickyVangy : 5184
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sanga
Daty : 23/02/2007 19:42