Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY METY MILAZA (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mety milaza ve ny omaly e
Fa sary manjavona ka tomany e, tomany e
Tsy mety mifoha ve sa tsy mahare
Nefa toa tetsy ambadika ihany e,ihany e
Rehefa maty iny masoandro iny
tononkira.serasera.org Dia mahatsiaro an’azy foana ianao(x2)
Nindrana an’iny lanitra iny foana anie aho e
Sy ireo voro-kely tonga hihira maraina ho anao e
Hihira maraina ho anao e
Tsy mety nilaza anefa izy omaly e
Fa lasa nanjavona dia tomanye tomany e
Ho anao, ho anao ny anao
Raha toa mbola hijoro ho fahavaloko e (x2)
Ho anao ny anao(x4)
huqjw Nefa izaho tsy fahavalonao(x2)
Izay nomeko anao izay ampitiavana anie
Izay nameko anao izay ampitiavana be
yfklt Nefa ianao tsy mety milaza fa hoe(x2)
Mbola misy fitiavana ubxdwkmb indray mitete(x4)
Hoan’ny Gina,Fidou,Dama any Dago.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Olombelo RickyHits : 25623
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 12/10/2002 17:29
