TSY METY MILAZA (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mety milaza ve ny omaly e
Fa sary manjavona ka tomany e, tomany e
Tsy mety mifoha ve sa tsy mahare
tononkira.serasera.org Nefa toa tetsy ambadika ihany e,ihany e
Rehefa maty iny masoandro iny
Dia mahatsiaro an’azy djgkwqc foana ianao(x2)
Nindrana an’iny lanitra iny foana anie aho e
Sy ireo voro-kely tonga hihira maraina ho anao e
Hihira maraina ho anao e
Tsy mety nilaza anefa izy omaly e
Fa lasa nanjavona dia lphdb tomanye tomany e
Ho anao, ho anao ny anao
Raha toa mbola hijoro ho fahavaloko e (x2)
Ho anao ny anao(x4)
moza Nefa izaho tsy fahavalonao(x2)
Izay nomeko anao izay ampitiavana anie
Izay nameko anao izay ampitiavana be
Nefa ianao tsy mety milaza fa hoe(x2)
Mbola misy fitiavana indray mitete(x4)
Hoan’ny Gina,Fidou,Dama any Dago.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Olombelo RickyVisites : 25624
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 12/10/2002 17:29
