Amin'ny fiverenanao (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
foea
Tsy ny orana efa lasa no anjairana sarotro
Tsy tononkira.serasera.org ireo tantara lasa no nandrovitra ny foko
Amin’ny fiverenanao ny mozikantsika tsy ho cubjsq lany
Amin’ny fiverenanao, lasa tsiky ireo tomany
Ireny hirahiranao, ireny foana no kaloiny
Amin’ny fiverenanao tsy mbola niova anie ny fony
Amin’ny fiverenanao, mahazo mora ny rano nandroany
Amin’ny fiverenanao ianao foana no tsaroiny
Veloma dia veloma , veloma tsy elabe
Veloma dia veloma, miverena raha handeha
Handihizo moramora hono zany mozika izany
Fa hitondra anao mankany mankany anaty hasambarana
Amin’ny fiverenanao ymtqb iarahana mifaly
Miara-tretrika amin’izay lasa ny andro feno jaly
Ho tafianay lamba mena, ho tafianay lambaoany
Amin’ny fiverenanao, ny andon’ny lanitra, ny tsiron’ny tany
Hitobatobaka tsy ho lany, miara-mandina aok’izany
Amin’ny fiverenanao ohatrohatran’ny tamin’ny voalohany ihany

Aza elabe, aza ela raha handeha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Olombelo RickyVangy : 2158
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/08/2022 20:22