Amin'ny fiverenanao (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny orana efa lasa no anjairana sarotro
Tsy ireo tantara lasa no nandrovitra ny foko
Amin’ny fiverenanao ny mozikantsika tsy ho lany
Amin’ny fiverenanao, lasa tsiky lpqzm ireo tomany
Ireny hirahiranao, ireny foana no kaloiny
Amin’ny fiverenanao tsy mbola niova anie ny fony
Amin’ny fiverenanao, tononkira.serasera.org mahazo mora ny rano nandroany
Amin’ny fiverenanao ianao foana no tsaroiny
Veloma dia veloma , veloma tsy elabe
Veloma dia veloma, miverena raha handeha
Handihizo moramora hono zany mozika izany
Fa hitondra anao mankany mankany anaty hasambarana
Amin’ny fiverenanao iarahana mifaly
Miara-tretrika amin’izay lasa ny utsjs andro feno jaly
Ho tafianay lamba mena, ho mxtqa tafianay lambaoany
Amin’ny fiverenanao, ny andon’ny lanitra, ny tsiron’ny tany
Hitobatobaka tsy ho lany, miara-mandina aok’izany
Amin’ny fiverenanao ohatrohatran’ny tamin’ny voalohany ihany

Aza elabe, aza ela raha handeha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Olombelo RickyVangy : 2078
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/08/2022 20:22