You are here: home > Tononkira > Red Metal

virjiny (Red Metal)

Oaiao! Oaiao! oaiao!  Norovitinao ilay lamba fotsy
Oaiao! Oaiao! oaiao! Nosaromanao anaty botofotsy
Oaiao! Oaiao! oaiao!  Nampidininao ny Rideau
Oaiao! Oaiao! oaiao!  Maizina teo ny salon

Oaiao! Oaiao! oaiao!  Mangitikitika mibitibitika
Oaiao! Oaiao! oaiao!  Mikitikitika manome litika
Oaiao! Oaiao! oaiao!  Mankoako ny gitara sy farara
Oaiao! Oaiao! oaiao!  Miantsoantso vaky ny barara

Ref:
Ianao ilay nisantaTsiky dia ampytra
Nahatsiaro sambatsambatra
Nametraka Sonia
Mahafinaritra ery
Nefa any @ izao ianao
Tsy tazana intony ianao
Ny foko toa tsy sitrana
Ny fery tsy mivitrana ôô!
Oaiaooo

Oaiao! Oaiao! oaiao!  Manofy foana aho isaky ny alina
Oaiao! Oaiao! oaiao!  Hoe isika roa, hono,  mandihy bal
Oaiao! Oaiao! oaiao!  Dia hitako ao mihintsy ny endrikao
Oaiao! Oaiao! oaiao!  Misangisangy milalao

Ref: Ianao ilay nisantatra
……………………..


Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Red Metal
Mpamaky : 1955
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : blahblah
Tamin'ny : 02/09/2011 15:51:42
ID : 6028

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo