virjiny (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oaiao! Oaiao! oaiao! Norovitinao ilay lamba fotsy
Oaiao! Oaiao! oaiao! Nosaromanao anaty botofotsy
Oaiao! Oaiao! oaiao! Nampidininao ny Rideau
Oaiao! Oaiao! oaiao! Maizina teo ny salon
Oaiao! Oaiao! oaiao! Mangitikitika mibitibitika
Oaiao! Oaiao! oaiao! Mikitikitika manome litika
Oaiao! Oaiao! oaiao! Mankoako ny gitara sy farara
Oaiao! Oaiao! oaiao! Miantsoantso vaky ny barara
Ref:
Ianao ilay nisantatra
Nahatsiaro sambatsambatra
Nametraka Sonia
Mahafinaritra ery
Nefa tononkira.serasera.org any @ izao ianao
Tsy tazana tymevug osbolqfg intony ianao
Ny foko toa tsy sitrana
Ny fery tsy mivitrana ôô!
Oaiaooo
Oaiao! Oaiao! oaiao! Manofy foana aho isaky ny alina
Oaiao! Oaiao! oaiao! Hoe isika roa, hono, mandihy bal
Oaiao! Oaiao! oaiao! Dia hitako ao mihintsy ny endrikao
Oaiao! Oaiao! oaiao! ozbsy Misangisangy milalao
Ref: Ianao ilay nisantatra
……………………..

--------
Lien: