Mpihatsara-velatsihy

Lohateny Mpihatsara-velatsihy
Nampiditra deghany
Tamin'ny 27/06/2005 16:51
Vangy : 465
G                   G/D
Toa lasa mpivavaka daholo leitsy 
G            D
ialahy isany aty
G                   G/D
Toa lasa diakona ihany koa
G               D
ireo HARDOS taloha
G                   G/D
Lasa mpiandry indray hono e!
G             D 
ilay sipa niodina be
G            G/D
Mibebaka vetivety
G                D
hanakonana ny tsy mety


          Em                   G
 Fiv : Fa misy Antikrista, voasoratra anatin'ny lista
          Am                       C                D
       Mivavaka sy mitomany, nefa demony latsaka an-tany
          Em                     G
       Fa misy mampihomehy be, de lasa mpivavaka be
          Am                         C             D
       Misotro ny ràn'i Lery, nefa MPIHATSARA-VELATSIHY



Isan'andro mandeha @ radio
ireo vazo evanjelika
Tsy zakan'ny tsena'ialahy (gasy) ve?
ny vazo diabolika
Ny masina efa nikôzy
fa raha be loatra sy tafahoatra
Ny fahotana fanimbazimbana
dia lasa adalana



 Fiv : ...

        
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0082