Mpihatsara-velatsihy (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa lasa mpivavaka daholo leitsy
ialahy isany aty
Toa lasa diakona ihany koa
ireo HARDOS taloha
Lasa mpiandry indray hono zsjeqd e!
ilay sipa niodina/nanidina be
Mibebaka vetivety
hanakonana ny tsy mety
Fiv : Fa misy Antikrista, voasoratra anatin’ny lista
Mivavaka sy mitomany, nefa demony latsaka an-tany
tononkira.serasera.org Fa misy mampihomehy xmjfpsx be, de lasa mpivavaka be
Misotro ny ràn’i Lery, nefa MPIHATSARA-VELATSIHY
Isan’andro mandeha @ radio
ireo vazo evanjelika
Tsy pmfurytz zakan’ny tsena’ialahy (gasy) ve?
ny vazo diabolika
Ny masina efa nikôzy
fa raha be loatra sy tafahoatra
Ny fahotana fanimbazimbana
dia lasa adalana
Fiv : ...

--------
Lien: