Miandry an'iza (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa lo ilay fanahy
Efa ratsy be ny saina
Tsisy intsony mampanahy
F’efa mifandatsak’aina
Dahalo eny ambonin’ny birao
Ireno no tena nampahantra anao
Mitonatonana any @ eglizy
Izany ve no ahavaha kirizy ?
Voavolo, afa-drakotra
Vilanitany be tsisy takotra
Ireo mpandroba tsisy jkndd bedy
Fahamarinana efa rediredy
Ny any an-kafa nefa efa miavaka
Isika latsaka wwxi ato anaty lavaka
Tsy tafita, mihosin-drà,
Andriamanitra aza mody fanina !!!!!
MODY FANINA !!!
Ref hmzpv :
Miandry an’iza ? miandry an’iza?
Miandry an’iza ? miandry an’iza ianao?
Miandry an’iza ? tononkira.serasera.org miandry an’iza?
Efa ratsy be ny saina
Tsisy intsony mampanahy
F’efa mifandatsak’aina
Dahalo eny ambonin’ny birao
Ireno no tena nampahantra anao
Mitonatonana any @ eglizy
Izany ve no ahavaha kirizy ?
Voavolo, afa-drakotra
Vilanitany be tsisy takotra
Ireo mpandroba tsisy jkndd bedy
Fahamarinana efa rediredy
Ny any an-kafa nefa efa miavaka
Isika latsaka wwxi ato anaty lavaka
Tsy tafita, mihosin-drà,
Andriamanitra aza mody fanina !!!!!
MODY FANINA !!!
Ref hmzpv :
Miandry an’iza ? miandry an’iza?
Miandry an’iza ? miandry an’iza ianao?
Miandry an’iza ? tononkira.serasera.org miandry an’iza?
--------
Rohy:
