Miandry an'iza (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa lo ilay fanahy
Efa ratsy be ny saina
Tsisy intsony mampanahy
F’efa mifandatsak’aina
Dahalo eny ambonin’ny ptksspv birao
Ireno no tena nampahantra anao
Mitonatonana any @ eglizy
Izany ve gtvjaepw no ahavaha kirizy ?
Voavolo, afa-drakotra
Vilanitany be tsisy takotra
Ireo mpandroba tononkira.serasera.org tsisy bedy
Fahamarinana efa rediredy
Ny any an-kafa nefa xexzxzvb efa miavaka
Isika latsaka ato anaty lavaka
Tsy tafita, mihosin-drà,
Andriamanitra aza mody fanina !!!!!
MODY FANINA !!!
Ref :
Miandry an’iza ? miandry an’iza?
Miandry an’iza ? miandry an’iza ianao?
Miandry an’iza ? miandry an’iza?
Efa ratsy be ny saina
Tsisy intsony mampanahy
F’efa mifandatsak’aina
Dahalo eny ambonin’ny ptksspv birao
Ireno no tena nampahantra anao
Mitonatonana any @ eglizy
Izany ve gtvjaepw no ahavaha kirizy ?
Voavolo, afa-drakotra
Vilanitany be tsisy takotra
Ireo mpandroba tononkira.serasera.org tsisy bedy
Fahamarinana efa rediredy
Ny any an-kafa nefa xexzxzvb efa miavaka
Isika latsaka ato anaty lavaka
Tsy tafita, mihosin-drà,
Andriamanitra aza mody fanina !!!!!
MODY FANINA !!!
Ref :
Miandry an’iza ? miandry an’iza?
Miandry an’iza ? miandry an’iza ianao?
Miandry an’iza ? miandry an’iza?
--------
Link:
