Miandry an'iza (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa lo ilay fanahy
Efa ratsy be ny saina
Tsisy intsony mampanahy
F’efa mifandatsak’aina
Dahalo eny ambonin’ny qjhzdtbm birao
Ireno no tena nampahantra anao
Mitonatonana any @ eglizy
Izany ve no ahavaha kirizy ?
Voavolo, afa-drakotra
Vilanitany be kxcn tsisy takotra
Ireo mpandroba tsisy bedy
Fahamarinana efa rediredy
Ny any an-kafa nefa efa tononkira.serasera.org miavaka
Isika latsaka ato anaty lavaka
Tsy tafita, mihosin-drà,
Andriamanitra aza mody fanina fmoim !!!!!
MODY FANINA !!!
Ref :
Miandry an’iza ? miandry an’iza?
Miandry an’iza ? miandry an’iza ianao?
Miandry an’iza ? miandry an’iza?
Efa ratsy be ny saina
Tsisy intsony mampanahy
F’efa mifandatsak’aina
Dahalo eny ambonin’ny qjhzdtbm birao
Ireno no tena nampahantra anao
Mitonatonana any @ eglizy
Izany ve no ahavaha kirizy ?
Voavolo, afa-drakotra
Vilanitany be kxcn tsisy takotra
Ireo mpandroba tsisy bedy
Fahamarinana efa rediredy
Ny any an-kafa nefa efa tononkira.serasera.org miavaka
Isika latsaka ato anaty lavaka
Tsy tafita, mihosin-drà,
Andriamanitra aza mody fanina fmoim !!!!!
MODY FANINA !!!
Ref :
Miandry an’iza ? miandry an’iza?
Miandry an’iza ? miandry an’iza ianao?
Miandry an’iza ? miandry an’iza?
--------
Lien:
