dinôzoro (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsofina rano ianao
Handeha mba hisotro ronono
Ela izay efa vita izay
Izay an-dalan'izay
Dia aza mba be doika
Aoka tononkira.serasera.org izay ny politika
Tsy aleo ve misotro dhrw ronono
Tsy aleo ve mianatra manjono!!
ref: Veloma e! Veloma raDinôzoro veloma e!
Hateroko eny @ port
kddpauwf Veloma e! Inty re ny biberon veloma e!!
Mifarana twfd ny action veloma!
ah! ah! ah!

--------
Rohy: