dinôzoro (Red Metal)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsofina rano ianao
Handeha mba hisotro ronono
Ela izay efa vita izay
Izay an-dalan'izay
Dia  aza mba be doika
Aoka izay ny politika
Tsy aleo ve misotro ronono
Tsy aleo ve mianatra manjono!!

ref: Veloma e! Veloma raDinôzoro veloma e!
   ehjwl    Hateroko eny @ port
   ifygh    Veloma e! Inty re ny biberon veloma e!!
     tononkira.serasera.org  Mifarana ny action veloma!

ah! ah! ah! jsxodetg

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Red Metal
Visites : 3639
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : blahblah
Date : 19/05/2011 21:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297