MAROVOAY (Razilinah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nfalu Vorona ho aiza ianareo no mikopaka avo fanidina
Mivilia mba ho hafarako fsqjudzg kely
Raha ho any avaratra andrefana ihany
Fa any toerana misy akany nitaiza namindra
Ka tena tsy foiko fa mamiko indrindra
Ny foko dia bypzdqr tsy azoko afindra
Toerana maloka an-dohasaha
Tsy vitsy fa maro ireo te-hizaha
Maintso mavana ireo alam-bary
Ka sanatria izay faty tononkira.serasera.org mosary
Hafana mamaivay
Fa maha-tamana anay
Tianay ny tananay
Maminay ilay Maroavoay.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Razilinah
Visites : 4030
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Date : 26/11/2003 14:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3217