HALELOIA (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia, haleloia
Kristy velona indray
Tsy naharesy ilay fahavalo
Fa naringany e, naringany e

Fa nitsangana Izy e
Anton'ny finoanao
An-kavanan'ilay Ray
No hitoerany miandry anao
Ka mba tsaroy sy hiaino anio zao
Niantso hoe Tomasy, izaho ity
Raisinao ny tanako,
Minoa manaraha ianao
Oh yeah

Haleloia, haleloia
Kristy velona indray
Tsy naharesy ilay fahavalo
Fa naringany e, naringany e

Nietry ho anao Izy e
Tonga olona koa
Ny fitiavany tsy lany
Ilay jaly tamin'ny hazo
Ka mendrika azy
Ny haja sitraka
Mpanjaka sy Tomponay
Velona mandrakizay

Mpanjaka sy Tomponay
Velona mandrakizay ×3

Nanjaka manjaka hanjaka
Mandrakizay ×2

×2
Mpanjaka
Manjaka doria
Sy Tomponay
Manjaka doria
Mpanjaka
Manjaka doria
Velona mandrakizay

Haleloia×2
Fa manjaka mandrakizay e
Haleloia×2
Fa manjaka mandrakizaaaaaaaaaay
Ha
Haleloia×3
Fa hahita an'iiiiiilaaay Raiiiiiina-aaaaayyyyy
Ayyyy
Ahhhh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala
Vangy : 335
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lumina
Daty : 18/06/2023 09:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0747