Abba Dada (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Abba dada ao am-ponay ao
Abba dada mitady Anao

Ref 1 :
Hatreho ny ady
Esory ireo tady, manakana anay
Toroy fikiro raha lavo izahay
Ka hatanjaho ny fo

2 - Abba dada na zaza izahay
Tsy manana harena be

Ref 2 :
Fa indro ny fo no atolotra Anao
Raiso ka hanjakao
Ary hazavao mba ho sitrakao
Izay atao ety

Ref 1 :
Hatreho ny ady
Esory ireo tady, manakana anay
Toroy fikiro raha lavo izahay
Ka hatanjaho ny fo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala
Vangy : 260
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lumina
Daty : 18/06/2023 09:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0748