MOA VE FANTATRAO (RANTSANA FANANTENANA BEMASOANDRO ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve fantatrao ny eto an-tany izao dia miovaFeno rendrarendra ka mandreraka ny loha
'Lay tsy miova anio mandrakizay
Ilay tsy miova omaly, anio mandrakizay, mandrakizay doria
REF:
Ary ianao ve?mankaiza? ô mankaiza? ianao
Moa ve ianao,manaraka izany
Raiso ary anio 'lay Jesoa tsy miova, tsy miova
Raiso ao am-po, mandrakizay doria
Miharihary izao ny eto an-tany izao, dia miova
Be ireo zava-tsoa miha-maro manintona ny loha
'Lay tsy miova anio mandrakizay
Ilay tsy miova omaly, anio mandrakizay, mandrakizay doria
REF*2:
Ary ianao ve?mankaiza? ô mankaiza? ianao
Moa ve ianao,manaraka izany
Raiso ary anio 'lay Jesoa tsy miova, tsy miova
Raiso ao am-po, mandrakizay doria
A/C: A. HONORE
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : RANTSANA FANANTENANA BEMASOANDRO ITAOSYVangy : 419
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 22/05/2023 12:51