MIAVAKA (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Andro miavaka indrindra maneran-tany
Izay voalazan'ireo Mpaminany
Andro manan-danja tsy mba oqhi manam-paharoa
Ilay andro izay nahaterahan'i Jesoa
REF:
O avia avia,
mifalia sy mihobia
F'efa tonga ny Mpanavotra
Tapaka hatreo ny fatotra
2)Ho anao izay tonga manatrika eto anio
Tsy kisendrasendra akory izao fa tadidio
Andro iray handraisanao ny famonjena
Raha toa ianao manaiky hanao fanekena
REF:
O ddzmen avia lsyt avia,
mifalia sy mihobia
'Zao no androm-pamonjena
Andro tononkira.serasera.org tena volamena
O avia avia,
mifalia sy mihobia
F'efa tonga ny Mpanavotra
Tapaka hatreo ny fatotra
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Izay voalazan'ireo Mpaminany
Andro manan-danja tsy mba oqhi manam-paharoa
Ilay andro izay nahaterahan'i Jesoa
REF:
O avia avia,
mifalia sy mihobia
F'efa tonga ny Mpanavotra
Tapaka hatreo ny fatotra
2)Ho anao izay tonga manatrika eto anio
Tsy kisendrasendra akory izao fa tadidio
Andro iray handraisanao ny famonjena
Raha toa ianao manaiky hanao fanekena
REF:
O ddzmen avia lsyt avia,
mifalia sy mihobia
'Zao no androm-pamonjena
Andro tononkira.serasera.org tena volamena
O avia avia,
mifalia sy mihobia
F'efa tonga ny Mpanavotra
Tapaka hatreo ny fatotra
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
About this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyHits : 628
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 22/05/2023 12:44
