Mbola hotsaraina (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Malahelo mafy rfsux anie Jesosy
Amin'izao toetra ratsy fanaonao izao
Atsaharo re fa efa ampy izay satria
Sao hanjary ho neninao
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
2) Tsy matahotra lzeqfh sy dia tena sahisahy
Amin-drendrarendra maro sy fakam-panahy
Ajanony re izao filibana izao
Fa mbola ho tsaraina nzwg ianao
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'zay rehetra tononkira.serasera.org vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
SVM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Amin'izao toetra ratsy fanaonao izao
Atsaharo re fa efa ampy izay satria
Sao hanjary ho neninao
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
2) Tsy matahotra lzeqfh sy dia tena sahisahy
Amin-drendrarendra maro sy fakam-panahy
Ajanony re izao filibana izao
Fa mbola ho tsaraina nzwg ianao
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'zay rehetra tononkira.serasera.org vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
SVM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVisites : 300
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandyrandrianaivo
Date : 24/03/2025 09:16
