Iderako (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Iderako an'Andriamanitra vgeka
Ny fahaizako sy ny talentako
Dia hanakoako any an-danitra
Tena vetso fiderana avy ao am-po. (x2)
Refrain:
Fa manomboka izao dia tsy hitsahatra
Ny hiantso ny Anaranao
Amin'ny hosana
Amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
Amin'ny hosana, amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana.
2/ Indro asandratro ho tononkira.serasera.org Anao ry Ray Tsitoha
Ny Anaranao mitoetra anatiko
lanao no mitsinjo manasoa
Tompoko ianao acrneu sy Andriamanitro. (x2)
Refrain:
Fa manomboka izao dia tsy hitsahatra
Ny hiantso ny Anaranao
Amin'ny hosana
Amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana.
Amin'ny hosana
Amin'ny Anjomara
Amin'ny npizqkb fahatsaran'ny feo fiderana
Ny fahaizako sy ny talentako
Dia hanakoako any an-danitra
Tena vetso fiderana avy ao am-po. (x2)
Refrain:
Fa manomboka izao dia tsy hitsahatra
Ny hiantso ny Anaranao
Amin'ny hosana
Amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
Amin'ny hosana, amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana.
2/ Indro asandratro ho tononkira.serasera.org Anao ry Ray Tsitoha
Ny Anaranao mitoetra anatiko
lanao no mitsinjo manasoa
Tompoko ianao acrneu sy Andriamanitro. (x2)
Refrain:
Fa manomboka izao dia tsy hitsahatra
Ny hiantso ny Anaranao
Amin'ny hosana
Amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana.
Amin'ny hosana
Amin'ny Anjomara
Amin'ny npizqkb fahatsaran'ny feo fiderana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKAVisites : 340
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Makbank
Date : 06/12/2025 20:50
