Iderako (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Iderako an'Andriamanitra
Ny jslu fahaizako sy tononkira.serasera.org ny talentako
Dia hanakoako any an-danitra
Tena vetso fiderana avy crbsgw ao am-po. (x2)
Refrain:
Fa manomboka izao dia tsy hitsahatra
Ny hiantso ny Anaranao
Amin'ny hosana
Amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
Amin'ny hosana, amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana.
2/ Indro asandratro ho xdayzuh Anao ry Ray Tsitoha
Ny Anaranao mitoetra anatiko
lanao no mitsinjo manasoa
Tompoko ianao sy Andriamanitro. (x2)
Refrain:
Fa manomboka izao dia tsy hitsahatra
Ny hiantso ny Anaranao
Amin'ny hosana
Amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana.
Amin'ny hosana
Amin'ny Anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
Ny jslu fahaizako sy tononkira.serasera.org ny talentako
Dia hanakoako any an-danitra
Tena vetso fiderana avy crbsgw ao am-po. (x2)
Refrain:
Fa manomboka izao dia tsy hitsahatra
Ny hiantso ny Anaranao
Amin'ny hosana
Amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
Amin'ny hosana, amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana.
2/ Indro asandratro ho xdayzuh Anao ry Ray Tsitoha
Ny Anaranao mitoetra anatiko
lanao no mitsinjo manasoa
Tompoko ianao sy Andriamanitro. (x2)
Refrain:
Fa manomboka izao dia tsy hitsahatra
Ny hiantso ny Anaranao
Amin'ny hosana
Amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana.
Amin'ny hosana
Amin'ny Anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKAHits : 342
Likes : 1 Like
Created by : Makbank
Date : 06/12/2025 20:50
