Tandindom-pitia (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tandindom-pitia efa sambatra
Niserana natao veloma
Ka inona indray no atambatra
Raha ny vita no cpyw ifanadinoina
Tarangan’ivelan’ny tany
An’habaka ka malahelo
Foana ka lasa tomany
Ny fitia efa mamelovelo
Niriotra tsy tononkira.serasera.org fantatra akory
Nidify eny andrefa-tanàna
’lay aloka izay nampahory
’lay noheverina ho fanantenana
Nidify eny andrefa-tanàna
’lay noheverina ho fanantenana
Tonony sy feony : Jerôme cwdb Randria(1963) xkhttrty
Niserana natao veloma
Ka inona indray no atambatra
Raha ny vita no cpyw ifanadinoina
Tarangan’ivelan’ny tany
An’habaka ka malahelo
Foana ka lasa tomany
Ny fitia efa mamelovelo
Niriotra tsy tononkira.serasera.org fantatra akory
Nidify eny andrefa-tanàna
’lay aloka izay nampahory
’lay noheverina ho fanantenana
Nidify eny andrefa-tanàna
’lay noheverina ho fanantenana
Tonony sy feony : Jerôme cwdb Randria(1963) xkhttrty
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 2898
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rahaga Xavier E
Daty : 07/11/2002 13:42
