Fanantenana (RABERANTO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voleo fanantenana aho akia
Ho mba fwvs zatra, ho mba tamana ao amponao
Voleo fitiavana akia
Ho mba hitoetra, ho mba hanjaka ao am-ponao ao
Satriko foana hifankahita isika gnjnmqlv isan’andro
Isan’andro isan’andro
Satria ianao hitaiza ny fiainako sy ny fitiavako
Ho anao ry tiana
Voleko fahatsiarovana ianao
Tsy hay mandeha, tononkira.serasera.org tsy hay miantefa ao am-ponao ao
Voleko fahasambarana ianao
Hiadananao, hiadanako, samy ijxa sambatra isika
Satriko foana hifankahita isika isan’andro
Isan’andro isan’andro
Ny angotinao sy ny angolanao no hanafosafo
Ny fitiavako anao

--------
Rohy: