Fitia voarara (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soa tsy fantatrao ny tolona ao anatiko ao
Toa reko injao mitritra ny fanahiko
Soa fa raha tsy izany angamba mety ho gaga ianao
F’izaho ilay namanao nitia mangina anao
Ratsy fiantefa ny safidin’ny fo
Ka ny saina no hamafisina
Ny saiko mahalala fa tsy natao ho vzrxd ahy ianao
Kanefa tsy mahasakana ity fo adalako
Mitempo mangina misento ho anao
Fitia voarara vao miantomboka
Soa fa nisy ihany fomba hihaonana aminao
Na tononkira.serasera.org fahoriana aza no aterany
Soa fa raha tsy izany angamba ho mafy npigsott noho izao
Ilay hirifiry izay nandrotindrotika
Ity foko fkfvj no tsy mety fa manivaka
Ka ny saina no hamafisina.
http://www.multimania.com/schmilblik/malagasyrainb.html

--------
Link:
About this song
Artist : PoopyHits : 36417
Likes : 1 Like
Created by : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10