Ny làlana mody (Ossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny tiako loatra eny izany
Ny mandeha amin’ny làlana mody
Toa hitako sahady hatrany hatrany
Ny hafaliana rehefa tody
Miandry hpkzvmbo izao izay rehetra tiana
Hotanteraka izao ny zava-niriana

Eny toa hadino sahady
Ilay nialana saika nahatamana
Hotsaroako ianao sy hanaovako voady
Ry ilay toerana, pgakv ry ilay dbwfg tanàna
Tanàna tononkira.serasera.org tsy ho afaka an-tsaiko
Na oviana na oviana, ny hanadino tsy ho haiko

Midobodoboka sahady ny foko
Izay jereko rehetra toa miova loko
Ny masoko ve no mandroroa
Sa ahoana tokoa ?
Fa mitebitebim-pifaliana
Mampiova mahavariana ...

--------
Link:
Comments
Kotsur ( 04/06/2026 06:38)
Misaotra indrindra ry Rija. Mankasitraka e.
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ossy
Hits : 4431
Likes : 0 Like
Created by : Rija Razafimahefa
Date : 16/01/2002 12:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0269