Tomoera Tsara (Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay nanaiky ny hanaradia ppwhmqug sy hanompo an'i Jesoa
Dia izao no teny sy hafatra omeko anao
Tomoera tsara amin'ny finoana ianao
Ataovy am-pitiavana ny asa ampanaovina anao
Ary Izy hanampy anao , hanoro hevitra
Fa miavaka ireo qvbqz manompo sy tsy pvgbfr manompo Azy
Fa ny valin'asanao dia efa miandry anao
Ataovy ny asan'I Jesoa ilay naniraka anao
Fa na ohatrinona ary no tononkira.serasera.org ho laninao
Dia honerany rehefa Tonga Izy
Ny asanao tsy ho mora kanefa misy fifaliana
Ny anjaranao dia ny matoky Azy
Fa izy andamina ny lalanao
Ataovy am-pitiavana ny asa am-panaovina anao
Fa Izy hanampy anao , hanoro hevitra
Fa miavaka ireo manompo sy tsy manompo Azy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny tsantan'ny famonjena FJKM AmbohidroaHits : 1080
Likes : 1 Like
Created by : Fanaja Mandranto
Date : 25/03/2022 11:36