Ny fitiavan'i Jesoa (Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Ny fitiavan'i Jesoa 'lay zoky
No toriana mba ho re ( izao)
Fa fiainana no sady toky
Avotr'aina lehibe ( e lehibe. )
Ny fitiavany hirao ( Hirao )
Fahefany koa nuqlz derao wzou ( derao )
Haleloia no asandrato mafy
Mba ho azy ankehitrio
Ny herin'ilay Tompo izay mpandresy
No tsy maintsy asandratray ( izao )
Ka ny loza mety nmctpsz hifanesy
tsy mba hisy tahotray ( hatahotra )
No toriana mba ho re ( izao)
Fa fiainana no sady toky
Avotr'aina lehibe ( e lehibe. )
Ny fitiavany hirao ( Hirao )
Fahefany koa nuqlz derao wzou ( derao )
Haleloia no asandrato mafy
Mba ho azy ankehitrio
Ny herin'ilay Tompo izay mpandresy
No tsy maintsy asandratray ( izao )
Ka ny loza mety nmctpsz hifanesy
tsy mba hisy tahotray ( hatahotra )
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny tsantan'ny famonjena FJKM AmbohidroaHits : 1674
Likes : 0 Like
Created by : mandrantou
Date : 03/06/2018 16:21
