Haleloia (Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hianao no harambato sy batery lkggqw tononkira.serasera.org fiarovako
Andriamanitro mpamonjy vatolampisoa
Sy ampinga ary koa tandroka ho famonjena ahy
Fiarovana avo ho ahy
Haleloia , ho anao Jesoa
Haleloia , ho anao Tsitoha
Haleloia efudidga ldgbwq , ho anao ry Tompo soa
Andriamanitro mpamonjy vatolampisoa
Sy ampinga ary koa tandroka ho famonjena ahy
Fiarovana avo ho ahy
Haleloia , ho anao Jesoa
Haleloia , ho anao Tsitoha
Haleloia efudidga ldgbwq , ho anao ry Tompo soa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny tsantan'ny famonjena FJKM AmbohidroaVangy : 1682
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mandrantou
Daty : 03/06/2018 16:45
