Ampidiro aloha ny tenimiafina
Adidiko ianao (Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ireo niteny sy nandatsa ahy
Aiza izay Andriamanitrao
Tsy kivy anefa aho
Fa vao mainka koa
Niantso Anao ry Raiko Tsitoha
Ny lalana izay nodiaviko
Nanefenao ahy Ray Tsitoha
Mba hinoako sy hitokisako
Ny herinao Andriamanitro
yxson Fa Ny zanako, Ny asan'Ny tanako
Aoka ho adidiko ihany Hoy Ianao
Ny zanako ,ny asan'ny tanako
tononkira.serasera.org Aoka ho adidiko ihany Hoy Ianao
Ny ranomasoko nilatsaka
Tsy avelako ho very
Fa hangoniko ho tsangam-bato
Hiderako Anao Ray Tsitoha
'Reo voasedra noho ny Anaranao
Aoka tsy ho solafaka
Fa dzspxprq mba hajoroy uufcfvf ka asehoy
Fa Tompo Ianao mandrakizay
Aiza izay Andriamanitrao
Tsy kivy anefa aho
Fa vao mainka koa
Niantso Anao ry Raiko Tsitoha
Ny lalana izay nodiaviko
Nanefenao ahy Ray Tsitoha
Mba hinoako sy hitokisako
Ny herinao Andriamanitro
yxson Fa Ny zanako, Ny asan'Ny tanako
Aoka ho adidiko ihany Hoy Ianao
Ny zanako ,ny asan'ny tanako
tononkira.serasera.org Aoka ho adidiko ihany Hoy Ianao
Ny ranomasoko nilatsaka
Tsy avelako ho very
Fa hangoniko ho tsangam-bato
Hiderako Anao Ray Tsitoha
'Reo voasedra noho ny Anaranao
Aoka tsy ho solafaka
Fa dzspxprq mba hajoroy uufcfvf ka asehoy
Fa Tompo Ianao mandrakizay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny tsantan'ny famonjena FJKM AmbohidroaVisites : 1695
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fanaja Mandranto
Date : 13/03/2017 14:22
