FEO MIANTSO (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Mandalo izao fiainana izao eh!!
Aza variana gqvawp lotra re!!!
Henoy feo miantso hoe AVIA
Modia r'ilay nania.
Fiv:
Andrandrao ambony masonao
Indro Jeso efa miandry izao(miandry anao)
Izy ilay tsy mba tononkira.serasera.org mandao eh!!!
Tapaho ny hevitrao.
2-
Henoy feo miantso hoe AVIA
Ry vonona ny fcrfgljq hanara- dia
Tafio ny herin'ny Fanahy
Izay nomen'ny Ray.
Fiv:
Andrandrao ambony masonao
Indro Jeso efa miandry izao (miandry anao)
Izy ilay tsy mba mandao
Tapaho ny hevitra.
A/C: RAZAFINDRAKOTO Jean Philibert bskngv
Mandalo izao fiainana izao eh!!
Aza variana gqvawp lotra re!!!
Henoy feo miantso hoe AVIA
Modia r'ilay nania.
Fiv:
Andrandrao ambony masonao
Indro Jeso efa miandry izao(miandry anao)
Izy ilay tsy mba tononkira.serasera.org mandao eh!!!
Tapaho ny hevitrao.
2-
Henoy feo miantso hoe AVIA
Ry vonona ny fcrfgljq hanara- dia
Tafio ny herin'ny Fanahy
Izay nomen'ny Ray.
Fiv:
Andrandrao ambony masonao
Indro Jeso efa miandry izao (miandry anao)
Izy ilay tsy mba mandao
Tapaho ny hevitra.
A/C: RAZAFINDRAKOTO Jean Philibert bskngv
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Tsanta FitorianaVangy : 531
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ramah17
Daty : 26/08/2024 13:02
