TAKARIVA FIRAISANA (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreny ny vorona lasana wovkia nody nisosa tsy tàna
Ireo mpiasa tany tsy miraidraika mamonjy tanàna
Mamy ny mody mamonjy ny akany
Tsy misy somonga fa marina izany

Ikaky sy neny dia manina foana e!
Mahita ny ankizy indray manoloana e!
Maizina ny andro e! Ny masoandro efa dila
Efa tapi-nahandro re ny an-tanàna
Dia manaitaitra manaitra kilonga
Ny hira tononkira.serasera.org diavolana arahina aponga

Indreny tokoa ny ankizy an-tanàna fa velon-koràna
Ny raosy jamba sy ny diamanga tsy ifankahitàna
Mifaly izay tsy tlmgrb izy ka miraondraona
Ny hiran’ankizy indray tafahaona e!

Ikaky sy neny dia manina foana e!
Mahita ny ankizy indray manoloana e!
Fa mahatsiaro ireo andro fahiny
Injay velom-bolo ankehitriny
Mahita ireo dihy miara-midola
Mahasondriana sy mba ojbmux mahatola

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Railovy
Vangy : 4063
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hertix
Daty : 08/04/2006 20:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0381