NY FAHATSIAROVANA (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mikopa-mosara ny fahatsiarovana torovandrovana
Jembin-tomany ny tononkira.serasera.org maso manjeny toa mnsgrk fadiranovana
Ny fahazazana, ny hatanorana, ny androko omaly
Nindaosiny teny toa tazako eny misarom-boaly
Fa manam-podiana
Etsy zwspdq afarako rahatoa hifandao
Meteza hafarako ianao
Ireny làlana ireny mba lalolalovy
Mba tsarotsarovy ireo dina natao
Lazao an’i Koto sy Bozy sakaiza
Fa foana tsy misy ny fbokis fanadinoina
Ka etsy afarako rahatoa hifandao
Meteza hafarako ianao
Jembin-tomany ny tononkira.serasera.org maso manjeny toa mnsgrk fadiranovana
Ny fahazazana, ny hatanorana, ny androko omaly
Nindaosiny teny toa tazako eny misarom-boaly
Fa manam-podiana
Etsy zwspdq afarako rahatoa hifandao
Meteza hafarako ianao
Ireny làlana ireny mba lalolalovy
Mba tsarotsarovy ireo dina natao
Lazao an’i Koto sy Bozy sakaiza
Fa foana tsy misy ny fbokis fanadinoina
Ka etsy afarako rahatoa hifandao
Meteza hafarako ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny RailovyVisites : 6118
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hertix
Date : 08/04/2006 20:44
