Mbola misy (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny aizina efa lasa
Mazava izao rehetra izao
Ny saiko tany ho any
Mitondra hafatra ho anao

Mbola misy ttjytxi izay tavela ato am-poko ato ho anao
Mbola misy bitsibitsika tsy afaka mandao
Haiko antsoina ihany ny fanadinoina
Haiko mora ihany ny mifanao ifotaga veloma
Saingy bqwulno ao an-tratra mamelovelo ao : « tia anao »

Indray maraina tsaroako izany
Mitady anao hatraiza hatraiza
Tsy nahita anefa ka tomany aho
Nivetso izao hafatra izao

Mbola tononkira.serasera.org misy izay tavela ato am-poko ato ho anao
Mbola misy bitsibitsika tsy afaka mandao
Haiko antsoina ihany ny fanadinoina
Haiko mora ihany ny mifanao veloma
Saingy ao an-tratra mamelovelo ao : « tia anao »


Ny Railovy
J. Randria - Biry , 1965


http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112