EMBONA TAKARIVA (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mody ilay masoandro andrefana iny
Vetsovetsom-poko lasana any
Lasana any ho any ka manembonembona aho
Embona ’lay oynurrp tiako lavitra vptzh any

Siokam-boron-kely takariva
Ritsoky ny fo no manambara
Manambara fa ny hariva tsy eo anilanao
Manjeny an’habakabaka toa very

Mikalo aho (ho anao)² sy izao hariva izao
Ny kaloko omaly sy anio kaloin’ny tononkira.serasera.org fo tia anao
Mody ny mdtvwum masoandro, ny eritreritro rehetra
No miombona aminao miara-mitoetra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122