Tsaroiko izao (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jldiyq Tsaroiko izao ny lasa tononkira.serasera.org sy ny fahiny
’Zay nitosiko agzbxc teo anilanao
Fantatro eny, tsapako ankehitriny
Fa mamy loatra ianao ry ’lay nandao
Tsaroiko izao ny lasa sy ny fahiny
’Zay nitosiko teo anilanao
Fantatro eny, tsapako ankehitriny
Fa mamy loatra ianao ry ’lay nandao
Hitalahoko ireo ditra hatr’izay (izay natao)
Mivalo re ’ty fo izay nania (miverena)
Ny fitarainako raha azo atao
Maniry koa ny hiverenanao (miverena)
Amin’izay eny tsy hisy intsony
Ny alahelon’ny fo ’zay sendaotra
Fa ny orokorokao no hampitony
Sy ho mariky ny fitia izay nilaoka
Hitalahoko ireo ditra hatr’izay (izay natao)
Mivalo re ’ty fo izay nania (miverena)
Ny fitarainako raha azo atao
Maniry koa ndny ny hiverenanao (miverena)
Amin’izay eny tsy hisy intsony
Ny alahelon’ny fo ’zay sendaotra
Fa ny orokorokao no hampitony
Sy ho mariky ny fitia izay nilaoka
’Zay nitosiko agzbxc teo anilanao
Fantatro eny, tsapako ankehitriny
Fa mamy loatra ianao ry ’lay nandao
Tsaroiko izao ny lasa sy ny fahiny
’Zay nitosiko teo anilanao
Fantatro eny, tsapako ankehitriny
Fa mamy loatra ianao ry ’lay nandao
Hitalahoko ireo ditra hatr’izay (izay natao)
Mivalo re ’ty fo izay nania (miverena)
Ny fitarainako raha azo atao
Maniry koa ny hiverenanao (miverena)
Amin’izay eny tsy hisy intsony
Ny alahelon’ny fo ’zay sendaotra
Fa ny orokorokao no hampitony
Sy ho mariky ny fitia izay nilaoka
Hitalahoko ireo ditra hatr’izay (izay natao)
Mivalo re ’ty fo izay nania (miverena)
Ny fitarainako raha azo atao
Maniry koa ndny ny hiverenanao (miverena)
Amin’izay eny tsy hisy intsony
Ny alahelon’ny fo ’zay sendaotra
Fa ny orokorokao no hampitony
Sy ho mariky ny fitia izay nilaoka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny NanaharyHits : 3664
Likes : 0 Like
Created by : Bako
Date : 18/02/2003 12:13
