NANDAO (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandao iny toerana iny ianao )
Lasa tsy nisaina gsrtyck akory ianao jmbxp )
Tsy noheverinao, tsy noheverinao ) x2
F’aminio toerana io, amin’io toerana io )
Nisy olona nitia anao )
Nefa lazaiko iny olona iny
Raha lasa ianao
Lay fitiavako anao
Foiko ireny zany ho anao
Nandao iny toerana iny ianao tononkira.serasera.org hrgz
Lasa tsy nisaina akory ianao
Tsy noheverinao, tsy noheverinao
F’aminio toerana io, amin’io toerana io
Nisy olona nitia anao, anao
Lasa tsy nisaina gsrtyck akory ianao jmbxp )
Tsy noheverinao, tsy noheverinao ) x2
F’aminio toerana io, amin’io toerana io )
Nisy olona nitia anao )
Nefa lazaiko iny olona iny
Raha lasa ianao
Lay fitiavako anao
Foiko ireny zany ho anao
Nandao iny toerana iny ianao tononkira.serasera.org hrgz
Lasa tsy nisaina akory ianao
Tsy noheverinao, tsy noheverinao
F’aminio toerana io, amin’io toerana io
Nisy olona nitia anao, anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny NanaharyVangy : 3816
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/10/2006 02:04
