Ahatsiarovako anao (Ny Nanahary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny volana iny
’reny rsyvm kintana ireny
Mbola ahatsiarovako anao
Ny lanitra manga
’reny rahona ireny
No hikaloko anao hatrany

Soa loatra ianao
R’ilay tanànako nilaozako tononkira.serasera.org ela be
Soa loatra ianao
R’ilay tanànako nilaozako ela be

’reny lohasaha
Ny rano mikorina
No hitiavako pvzqb anao
Ny kalo takariva
’reo voro-tsara feo
No hivetsoko anao mangina

Soa loatra ianao
R’ilay tanànako nilaozako ela be
Soa loatra hijbvvuh ianao
R’ilay tanànako nilaozako ela be

--------
Lien:
Commentaires
Mtra ( 07/07/2021 15:19)
ny lasa tsy fanadino eh
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Nanahary
Visites : 6986
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Bako
Date : 18/02/2003 12:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.172