Sarobidy (Ny Mpitory)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarobidy loatra ny fanahy
Tsy hafoin'Andriamanitra ho very
Indro fa ny mpanota toa ahy
No tononkira.serasera.org navotany dtwjiqaj nefa tsy an-tery
Sarobidy amintsika ny aina
Tsy hatakalo fa mamy tokoa
Io ny antsika no tena lalaina
Kolokoloina hatrany ho soa

Nefa nahafoy ny ainy kosa (ny ainy kosa)
Jeso fitiavana ho antsika (Jeso fitiavana)
Avotra tsy mba vitan-kanosa (tsy vitan-kanosa)
No tsy efam-pitia mangatsiaka (sady saritsarim-pitia)
Ny aiko na nzycbsl lalaiko an'iza (moa an'iza)
Tsy ahy ny aiko fa an'i Jeso (zokiko)
Koa atolotro hamonjena sakaiza
Raha toa ka ilaina tokoa (ilaina tokoa)
Koa atolotro hamonjena sakaiza
Io no fitiavana tsy mba lo. (tsy rppsvclf mba lo)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Mpitory
Vangy : 1106
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jantina
Daty : 26/03/2021 09:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0338