AIZA NY HAZAVANA (Ny Mpitory)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ny hazavana
Fa tsy hita izay ombana
Maizina ety, maizina ety
Ry Tompo ô! Mandreraka ny dia

Dia mitebiteby foana
Tsy mazava eo anoloana
Tompo ô! Tsitoha Tompo ô! Tsitoha
Fa mila efa horeraka ny fo.

Sento indray miserana ihany
Izany novetsoiko izany
Fa ao Jesoa mitantana
Mandrakizay

Tompo ô! Ialako hzbedqmf dieny izao
Saina mora kivy mitalaho
Tompo ô! ampio, Tompo ô! ampio
Fa hialako io toetra ratsiko io

Izaho fahazavana hoy Ianao
Hanazava izao tontolo fqtvjwo izao
Tsy maizina aho, sy maizina aho
Fa maso tononkira.serasera.org efa iniana akipy angaha

Sento...

T/F: Dr soykpd Andriamiadamahatratra Miharilaza

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Mpitory
Vangy : 4286
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rakotorado
Daty : 21/11/2006 09:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0336