Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tany Hay (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamy ny foko, Ry Jesoa oh
Ny famonjena, zay vitanao
Toerana iray, toa tany hay
No nitondranao ahy tompo ô !
Raha ny maha olona ahy, dia tsy zakako
Nefa noho ny asanao dia tantiko
Tsapako fa ireo rahalahy,
Mangetaheta fahafahana
No nandaozako tsy satry ny ankohonako
Fa hoy ianao, ndeha torio ny teniko
Fa, toerana iray toa tany hay
No nitondranao ahy tompo o
Raha tononkira.serasera.org ny maha olona ahy, dia tsy zakako
Nefa noho mpfxhvo ny asanao dia tantiko
Tsapako fa, ireo rahalahy,
Mangetaheta fahafahana
No nandaozako tsy satry ny ankohonako
Fa hoy ianao ndeha torio ny teniko
Ref : (x2)
Dia nafafiko, ny teninao soa
Ka fifaliana indray no nandimby ny sentonay
Raiso gazldp ho anao tokoa, ireo izay nandray am-po
Nanapa-kevitr, ho anao xvmcnj ka tsy mihemotra
Mandrakizay (x3)
Ho ao an-tranonao Ray
Ny famonjena, zay vitanao
Toerana iray, toa tany hay
No nitondranao ahy tompo ô !
Raha ny maha olona ahy, dia tsy zakako
Nefa noho ny asanao dia tantiko
Tsapako fa ireo rahalahy,
Mangetaheta fahafahana
No nandaozako tsy satry ny ankohonako
Fa hoy ianao, ndeha torio ny teniko
Fa, toerana iray toa tany hay
No nitondranao ahy tompo o
Raha tononkira.serasera.org ny maha olona ahy, dia tsy zakako
Nefa noho mpfxhvo ny asanao dia tantiko
Tsapako fa, ireo rahalahy,
Mangetaheta fahafahana
No nandaozako tsy satry ny ankohonako
Fa hoy ianao ndeha torio ny teniko
Ref : (x2)
Dia nafafiko, ny teninao soa
Ka fifaliana indray no nandimby ny sentonay
Raiso gazldp ho anao tokoa, ireo izay nandray am-po
Nanapa-kevitr, ho anao xvmcnj ka tsy mihemotra
Mandrakizay (x3)
Ho ao an-tranonao Ray
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny MenafifyVisites : 356
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : JosoaAdr
Date : 06/11/2025 17:56
