You are here: home > Tononkira > Ny Menafify

Akory Aby (Ny Menafify)

https://tononkira.serasera.org/hira/ny-menafify/akory-aby-1

Akory aby ianareo, ry sakaizako ô ?
Akory aby ianareo,  salama tsara ve ?
Izahay eto izao tena mavitrika
Enga anie ianarTsiky dia ampyeo hitovy aminay

E !e !e ! Akory aby ianareo ?
E !e !e ! salama ve ?
Mino izahay fa fitiavan’ny Ray
No nitrotro ahy sy ianao
Ka nahatratra izao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Menafify
Mpamaky : 681
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ra Pa
Tamin'ny : 11/04/2017 19:18:32
ID : 9343

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo