Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vavaka (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay o ‘zay any an-danitra hohamasinina anie ny anaranao
Ho tonga anie ny fanjakanao ho tanteraka ny tononkira.serasera.org sitraponao
Ety an-tany ka hatrany an-danitr’any
Omeo anay anio ry Ray ny hanina sahaza anay
Ka mamelà ny helokay
Tahaka ny namelanay ‘zay meloka taminay
Ary aza mitondra anay desevynw amin’ny fakam-panahy
Fa manafaha kalskhp anay amin’ny ratsy
Anao anie ny fanjakana sy hery
Ary ny voninahitra, ny twtjouq vonihahitra
Ho Anao anie mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaVisites : 1046
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : jonahrafit
Date : 28/09/2022 16:03