Henika (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hay ny tsy hilaza aminao ny fitiavan’ilay Ray Tsy ny soa sy ny tsara ihany no nomeny ahy
Fa teo ny mangidy nosoloiny mamy
K’izany no mbola hisaorako azy
Henika ny hasoavanao aho Tompo o!
Be ny fitia natolotrao ho ahy
An-taonany maro no nahatsapako f’Ianao tia ahy
Ny voady atao ‘zaho tsy hiala Aminao
Tanatin’ny haizin’indray no nomenao fahazavana
Natoronao ahy koa hoe ity ny lalantsara izory
Tsy sasatr’ianao nanolotrao ilay sandrinao
Ho famonjena ity zanakao
Henika ny hasoavanao aho Tompo o!
Be ny fitia natolotrao ho ahy
An-taonany maro no nahatsapako f’Ianao tia ahy
Ny voady atao ‘zaho tsy hiala Aminao
Henika ny hasoavanao aho Tompo o!
Be ny fitia natolotrao ho ahy
An-taonany maro no nahatsapako f’Ianao tia ahy
Ny voady atao ‘zaho tsy hiala Aminao
Zaho tsy hiala Aminao
Zaho tsy hiala Aminao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaVisites : 805
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jonahrafit
Date : 30/09/2022 05:28