Ry Jeso ô (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And1 :
Ry Jeso ô, inty ny zandrinao,
Manolo-tena ho mpanomponao,
Ampio hahay, hifikitra aminao zahay,
Mba tsy ho revon'ny onja ety;
Malemy tononkira.serasera.org osa ny fanahinay, bnodlv
Ka mora resin'ny fakam-panahy,
Tahio zahay tsy hiala aminao hatrany,
Tsy ho lo, tsy hihemotra
Choeur1 :
Ry Jeso ô, inty raiso aho
Manolo-tena izao,
ho mpanomponao….
Malemy ny fanahinay,
Tahionao zahay,
tsy hihemotra…..
Refrain :
Ny otanay sy ireo ditranay, no efitra manasaraka aminao;
K’hifonanay eto anatrehanao izany, ho voninahitrao. eykb
Ny otanay sy ireo ditranay, no efitra manasaraka aminao;
K’hifonanay eto anatrehanao izany, ho voninahitrao.
And2 :
Tsaroako ianao, 'lay nohelohina,
voasatro-tsilo, nokapohina
Ireo eso-teny, latsa sy ompa ireny
nekenao, niaretanao
Nijaly ianao, 'lay tao Kalvary
Nangovitra, niempaempa ery,
Voafantsika, nangirifiry hatramin'ny taolana
Niaiananao, ho avotray
Choeur 2 :
Tsaroako ianao, nohelohina
Eso-teny sy ny latsa ireny, niaretanao….
Tao Kalvary, nijaly ianao
Nangirifiry ianao, mba ho avotray….

Mba ho hcqbwzvp voninahitrao(2)
A/C Valentin RAKOTONDRASOA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaVisites : 28
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valentin0314
Date : 08/07/2026 08:33