Ravoravo (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravoravo ny foko izao
Nahazo Mpamonjy
Ilay Mesia teraka tao
Tanànan’i Jodia tononkira.serasera.org
Teraka ho antsika anio
Hitondra fiainam‑baovao
Hanavao ny fo mba hadio
Ho ahy sy ho anao
Miderà sy mankalazà
Omeo voninahitra
Asandrato ny haleloia gjdfs
Ho fanandratana
Ka mihirà, mihirà fihiram‑baovao
Ho an’i Jehovah ianao njzyxmlh
Mivavaha, mivavaha misaora an’ny Rainao
Izay any an‑danitra
A/C Valentin RAKOTONDRASOA iyjmtfj
Nahazo Mpamonjy
Ilay Mesia teraka tao
Tanànan’i Jodia tononkira.serasera.org
Teraka ho antsika anio
Hitondra fiainam‑baovao
Hanavao ny fo mba hadio
Ho ahy sy ho anao
Miderà sy mankalazà
Omeo voninahitra
Asandrato ny haleloia gjdfs
Ho fanandratana
Ka mihirà, mihirà fihiram‑baovao
Ho an’i Jehovah ianao njzyxmlh
Mivavaha, mivavaha misaora an’ny Rainao
Izay any an‑danitra
A/C Valentin RAKOTONDRASOA iyjmtfj
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaHits : 164
Likes : 0 Like
Created by : Valentin0314
Date : 08/07/2026 10:37
