Ravoravo (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravoravo ny foko izao  
Nahazo Mpamonjy  
Ilay Mesia teraka tao  
Tanànan’i Jodia tononkira.serasera.org  
Teraka ho antsika anio  
Hitondra fiainam‑baovao  
Hanavao ny fo mba hadio  
Ho ahy sy ho anao cpnwdj  

Miderà sy mankalazà  
Omeo voninahitra  
Asandrato ny haleloia  
Ho fanandratana  

Ka mihirà, mihirà fihiram‑baovao ymchlek  
Ho an’i Jehovah ianao  obophoe
Mivavaha, mivavaha misaora an’ny Rainao  
Izay any an‑danitra  

A/C Valentin RAKOTONDRASOA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka
Visites : 162
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valentin0314
Date : 08/07/2026 10:37
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3181